4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iriko - Hery

Iriko mba ho tsapanao

Ilay fitiavako anao

Raha mba azoko natao

Ny tsy nitia anao

Saingy tsy afaka mandao

Fa tena tia anao

Izay no safidin’ny foko

Ka tsy haiko ny hiova loko



(in-2)

N’aiza n’aiza misy anao

Hitampify eo aho

Nefa raha tsy sitrakao

Ndao fa tsy manahy



Hatr’izay ka hatram’izao

Dia mbola tiako ianao

Izay tia angamba no adala

Ka tsy tsy haiko ny hankahala



N’aiza n’aiza misy anao

Hitampify eo aho

Nefa raha tsy sitrakao

Ndao fa tsy manahy



N’iza n’iza haneso ahy

Tsy mampaninona ahy

Omeko tanteraka ho azy

Ny fiainako manontolo

Partager iriko

Commenter iriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hery