4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Toa mahery vaika - Antsa an'i Kristy



Haleloia ! Haleloia

Haleloia ! Amen



Toa mahery vaika mantsy ka tsy tanty

Ny firehaky ny tany izay mavàny

Fa Jesosy ilay Mpamonjy no nilonjy

Ny fahotana vitantsika



Refrain :



Nohomboana ny Mpamonjy ( noho izaho )

Noho izaho, noho ianao ( noho isika e! e! )

Saingy mba hevero izao ( hevero izao )

Ka mivavaha ianao ( basse )



Haleloia ! Haleloia

Haleloia ! Amen



Toa satana no mahery ka mandresy

Fa Jesosy kely hery toa resy

Tsia fa Jeso no nanaiky dia nanaiky

Ny hanao ny sitrapony Ray ambony



Mpihira : Mamy - Jean Alphonse

Partager toa mahery vaika

Commenter toa mahery vaika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsa an'i Kristy

Suite