4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maso lavitra - Red Metal

Io fa mitsikitsiky, io fa mihomehimehy

Io fa mangata-maso, mangala-pijery

Iny fa nifanantona, nifanome adressy

Nifanome numéro ao anaty carnet, voasoratra @ sitlo

Rehefa harivriva ny andro, eo am-bodi-téléphone

Taitaitra be  ery, sao dia  misy sonnerie, sao dia miantso eo leiry



Ref:Na ny lahy na ny vavy

       Ny vavy sarin-dahy

       Ny lahy sarim-bavy tandremo sao manavy

                                                        ny SIDA



Iny fa nifanoroka, sy nifampidorodoroka

Mirevirevy labiera sy mifampiserasera

Iny fa misafosafo, sy misakafokafo

Trondro carpe ny laoka, tsy misy mivoaka, tsy misy mitsoaka

Rehefa tena dôzidôzy, tena miova be ilay paozy

Misefosefo mihenahena, toa vazaha bora-mena ao anaty jiro mena



Ref:...................................

Partager maso lavitra

Commenter maso lavitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite