4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Afobe - Red Metal

Nifankahita indray, hono,  ireo mpanota maro be

Tany @ toerana iray any an-koatra ambony

Mihoraka mivaly havanja ary koa miara-mifaly

Ho …………………………. ny fahotana teto an-tany



Aaah! Ah!ah! aha!ha ha!!!

Afobe! Afobe! Afobe! Afobe!!





Tsy aiza akory ny afobe fa eto an-tany

Fiaraha-monina ihany

Fitiavan-tena, ny herisetra, ny fahoriana sy ny fijaliana!!



Nidona teo am-bavahady

Vahavahadin’ny afobe

Nisy feo toa nanontany

Nanontany hoe:



Aaah! Ah!ah! aha!ha ha!!!

Afobe! Afobe! Afobe! Afobe!!

Partager afobe

Commenter afobe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite