4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Dinôzoro - Red Metal

Tsofina rano ianao

Handeha mba hisotro ronono

Ela izay efa vita izay

Izay an-dalan'izay

Dia  aza mba be doika

Aoka izay ny politika

Tsy aleo ve misotro ronono

Tsy aleo ve mianatra manjono!!



ref: Veloma e! Veloma raDinôzoro veloma e!

      Hateroko eny @ port

      Veloma e! Inty re ny biberon veloma e!!

      Mifarana ny action veloma!



ah! ah! ah!

Partager dinôzoro

Commenter dinôzoro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite