4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpivaro-tena - Red Metal

Rasipa aza mitomany

Mpivaro-tena @ mpanan-karena

Ianao koa maivan-doha

Taitaitra mitady paitra e!

Ianao kosa mifosafosa

Mitakoritsika mibitsibitsika e!

Kamokamo, mamomamo

Mipololotra mitanjozotra



Ref: Ô BABY ! AZA MITOMANY

        MARIN'IZANY!

       ADALAIKO ANAO IZANY

       Ô BABY ! AZA MITOMANY

        MARIN'IZANY!

        FIAINANAO ANIE IZANY

Ôôôôô^! BABY !!!!!!



Manao zipo any am-poto-peha

Mampihorakoraka ny daholo be!!

Misasasasa @ ranomanitra

Raha vao lavitra dia maty ny lalitra e!!

Ny tarehy nihosom-bovoka

Sari-bakoly no fialam-boly

Milaza foana ny hamono tena

Mafy ny asan'ny mpivaro-tena





Ref: Ô BABY ! AZA MITOMANY

        MARIN'IZANY!

       ADALAIKO ANAO IZANY

.............

Partager mpivaro-tena

Commenter mpivaro-tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite