4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mi-dôdô - Red Metal

Dia mba ho senatera

Dia mba ho député

Dia tsy hitsikera amin’izay fa hendry be

Hirotsaka ho minisitra

Nefa tsy hanaiky gisitra

Handaka baolina tsy hoazon’ny goal



Farafaharatsiny aho

Talen’ny kabinetra

Antsoiko daholo amin’izay ny tary rehetra

Akaro jeneraly

Ny grady dia samy faly

Raha vao mikomy ny gasy tifiriko basy



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Dia ho président

Tohano aho fa tena sahy

Dia miliaridera amin’ny aferafera

Hanao praiminisitra

Tonga dia lohalisitra

Ny akama sy ny havana no asaiko mitavana



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra



Voky izy dia natory

Zava-bita anefa boribory

Tena manorisory

Mahasosotra

Partager mi-dôdô

Commenter mi-dôdô

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite