4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpihatsara-velatsihy - Red Metal

Toa lasa mpivavaka daholo leitsy

ialahy isany aty

Toa lasa diakona ihany koa

ireo HARDOS taloha

Lasa mpiandry indray hono e!

ilay sipa niodina/nanidina be

Mibebaka vetivety

hanakonana ny tsy mety



Fiv : Fa misy Antikrista, voasoratra anatin’ny lista

       Mivavaka sy mitomany, nefa demony latsaka an-tany

       Fa misy mampihomehy be, de lasa mpivavaka be

       Misotro ny ràn’i Lery, nefa MPIHATSARA-VELATSIHY



Isan’andro mandeha @ radio

ireo vazo evanjelika

Tsy zakan’ny tsena’ialahy (gasy) ve?

ny vazo diabolika

Ny masina efa nikôzy

fa raha be loatra sy tafahoatra

Ny fahotana fanimbazimbana

dia lasa adalana



Fiv : ...

        

Partager mpihatsara-velatsihy

Commenter mpihatsara-velatsihy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite