4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ikala mpiota - Red Metal

Tena tezitra I Jesôsy

Ka namory ny mpianany

Izy 12 lahy

Teo ambonin’ny latabatra

Nisy, ozy, vehivavy janga

Tena meva sy tena manga

Ikala Maria Magdalenina

Miandry kil eny Antaninarenina

Tsisy vola hamidy vary

Tsisy vola hamidy laoka

Ny vady lasa nitsoaka

@ alina izy no mitsoaka

Ny zanany mitomany

Nefa tsy ahoany izany

Mifoka zavatra mahadomelina

Lasa manao makorelina



Ref:

Ô ry Ikala mpiota, o ry Ikalampiota ie! Ie!

Avia fa ho diovina ‘ndry

@ ity rano voahasina ity



Ilay hiran’I Jodasy

@ teny Malagasy

Narary be ny fony

Ka tsy nitony intsony

Nosasany ‘Kala Magdalenina

Nampandroiny t@ diloilo

Dia nosorany emboka manitra

Nampisehoany an’ Andriamanitra

Avy izy dia niova be

Ka nifezaka ny afo be

Nilokaloka ny hanao masera

Hiara-hiasa @ ireo mompera



Ref:

Ô ry Ikala mpiota, o ry Ikalampiota ie! Ie!

Avia fa ho diovina ‘ndry

@ ity rano voahasina ity




Partager ikala mpiota

Commenter ikala mpiota

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite