4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Afobe 2 - Red Metal

2000 taona aty aoriana

nanantena fifaliana

hoe hifarana hatreo ny herisetra sy ny habibiana rehetra

Nanantena fa ho tony

hoe tsy hisy ady intsony

Handry fahalemana ny tany

ho foana hatreo koa ny tomany



ref: Kanjo afobe faharoa

       no mirehittra indray

       nanantontosan'ireo tanàna sy ny ala

       mijoalajoala!!!!

Partager afobe 2

Commenter afobe 2

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite