4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izarao fitiavana - Ny Ako

Izarao fitiavana izao tontolo izao

Ataovy tonga mpianany ka hiaradia

Izarao fitiavana izao tontolo izao

Hifampitantana hifankatia.



Ny fitivany mandrakotra anao

Mihazona, mitantana izay alehanao

Izao tontolo izao no hanirahany

Anao mba hizara ny fitiavany.



Ny entana avelao, avelao ho entiny

Andeha tanteraho ny anjaranao

Ny alahelonao, andeha apetrao

Avelao ny heloka mavesatra.



Izarao fitiavana...



Ny hafalianao, andeha mba zarao

Andeha hampifalio ny namanao

Ny hazavànao andeha aparitaho

Andeha hazavao ny manodidina



Izarao fitiavana...(2)

Partager izarao fitiavana

Commenter izarao fitiavana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite