4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mankasitraka - Ny Ako

Andriamanitra Tompo ô hisaoranay ny anaranao

Noho ianao izay miasa mamonjy manarina manavzo

Ity tanindrazana malalanay ity

Mba ho valin’ny vavaka nasandratray



Tena mino izahay fa mahatoky ianao

Ka hanoro anay izay mbola tokony hatao

Mba hahatanteraka hatramin’ny farany

Ny fanasitranana ity taninay ity



Ny fonay faly no indro manandratra ny fiderana anao

Fanehom-pisaorana izao kalo ataonay izao



Mankasitraka e,mankasitraka

Ny fitantananao izahay ry Tompo ô



NY AKO

Partager mankasitraka

Commenter mankasitraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite