4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hidera sy hankalaza - Ny Ako

Hidera sy hankalaza ny Anaranao aho

Hisaotra sy hanome voninahitra Anao aho

Fa Andriamanitra mendrika hoderaina Ianao

Mampaharitra ny famindramponao mandrakizay aminay.





Noho ny Aminao dia mandositra ny fahavalonay Olon’afaka e !

Ts’hisy intsony izao ny gadra mamatotra Tena afaka

Voninahitra ! Haleloia ! no hasandratray.  

Partager hidera sy hankalaza

Commenter hidera sy hankalaza

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite