4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mahatamana - Ny Ako

Ao aminao mahatamana

Misy fiadanana izay tsy hita eto an-tany e!

Ny lalanao mitondra ahy

mitondra mankany ami- fitsaharana



Ka mandroso tsy manahy

Tsy misy ataoko amboninao

Fa Hianao no ilay Fanahy

Manoro amin’ izay atao



Lavitra Anao mampalahelo

Fa fahoriana sy fijaliam-po

Raha tsy eo Hianao tsy misy aina

Fahafatesana no indro eo aloha

Partager mahatamana

Commenter mahatamana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite