4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Vonjeo ny taninay - Ny Ako

Vohay ny lanitrao Andriamanitray ô !

Ka midina Ianao vonjeo ny taninay

Ka ny tananao hihazona hampijoro

Tsy ho potraka tsy ho lavo tsy ho lao

Ny Nosindrazanay

Mba ho Ianao ihany anie no ho tompoiny

Ataony ambony indrindra

Hanendry izay mpitondra

Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana

No ampanjakao eto amin’ny taninay

Ka fiadanana anie sy fandriam-pahalemana

No ampanjakao eto amin’ny taninay.

Partager vonjeo ny taninay

Commenter vonjeo ny taninay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite