4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Natory tsy nifoha - Naly Rakotofiringa

( solo lehilahy )



Natory, natory tsy nifoha

Ny fitiavako taloha

Eny, nataoko tsy ho faty

Izany, izany afo tao anaty

Kanjo, kanjo rano kely foana

Dia namono ilay fitia

Ho foana ho doria



          

             Izao no sisa vetsovetso indray

             Ao am-poko tsy miloaka anefa izay

             Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana

             Nifanaovana tery am-piandohana





Natory, natory tsy nifoha . . . . .


Partager natory tsy nifoha

Commenter natory tsy nifoha

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Naly Rakotofiringa

Suite