4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Trano bongo - Mirado

Trano Bongo iray izay
Any an-tany efitra
Tokana sy mangina
Raha tazanina

Tsy mba misy zava-maito
Na rano mikoriana manodidina azy
Fa ni ao anatiny kosa
Dia paradisa

Tsisy fanaka mihaja
Na koa en tan- tsarobidy
Faran izay tena tsotra
Fa meva tokoa

Kanto sady fatatra
Tsisy tsara noho izany eto an-tany
Raha tianao fo fantatrao ny ao
Fitiavanao

REF :
Oh Tsapao
Tsiky foana no manjaka ao
Fifandeferana no kilalao
Fifaliana no sakafo
Fitiavana no afo
Manafanao ao

Etsy ianao mba ho entiko any
Fa ho hitanao toko
Fa miaraka aoh izany ny ao

Kanto sady fatatra
Tsisy tsara noho izany eto an-tany
Raha tianao fo fantatrao ny ao
Fitiavanao

REF

Izy ilay trano bongo kely
Fa misy tantely
Izy ilay trano bongo kely
Feno fitia

(BIS)





Partager trano bongo

Commenter trano bongo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite