4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ianao irery ihany - Mirado

ianao Jesoa ihany no tena tia ahy.
hatrizay dia irery foana aho.
nahay nisarika ny fo,hatramin\'ny Fanahy.
nampitony ny alahelo,mbola nampatsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany no nanome fitia.
ianao Jesoa Kristy tia ahy
hatramin\'izao,ka hatramin\'izay.
takon\'ny hadim-painana,nankarary ny fo.
dia nampisy ny tomany ka nanarona hatrany ilay fiainana mamy.
kanefa ianao tsy nanary ahy,nampitony ny alahelo,mbola nampa
tsiahy ahy fa tsy irery.
ianao ihany...................
aza avela ho very aho,aza avela ho irery aho.
tano ho eo anilanao aho.
ianao ahany...................

Partager ianao irery ihany

Commenter ianao irery ihany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite