4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tena tiako ianao - Mirado

Androany izao dia izao

Izao no ilazako aminao mazava

Ny ato am-poko hatramin’izao

Ka mba raiso sy henoy

Fa mba hiangaviako mihitsy ianao

Tsy fanaoko izao,ny hilaza hoe:

Tiako ianao



Sanatria tsy sangisangy

Na teny an-tendromolotra ihany

Izao lazaiko anao izao

Raha tsy mino ahy ianao

Indro averiko indray ho renao

Tiako ianao,tena tiako ianao



Ref:Tsy manery anao anie aho

      Tsy hoe koa hoe mitalaho

      Fa ny ato am-poko

     Izay ao anatiko

     Izay no tsoriko aminao



Raha tsy mino ahy ianao

Indro averiko eto indray ho renao

Tiako ianao,tena tiako ianao



Tsy miandry valiny aho

Zaho tsy hangataka hiaraka aminao

Tsy izay no tanjoko

Fa raha toa tsapanao

Fa mitovy lanja amin’ny ahy ny fitiavanao

Dia raiso ny tanako


Partager tena tiako ianao

Commenter tena tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mirado

Suite