4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Virjiny - Red Metal

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Norovitinao ilay lamba fotsy

Oaiao! Oaiao! oaiao! Nosaromanao anaty botofotsy

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Nampidirinao ny Rideau

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Maizina teo ny salon



Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mangitikitika mibitibitika

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mikitikitika manome litika

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Mankoako ny gitara sy farara

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Miantsoantso vaky ny barara



Ref:

Ianao ilay nisantatra

Nahatsiaro sambatsambatra

Nametraka Sonia

Mahafinaritra ery

Nefa any @ izao ianao

Tsy tazana intony ianao

Ny foko toa tsy sitrana

Ny fery tsy mivitrana ôô!

Oaiaooo



Oaiao! Oaiao! oaiao!  Manofy foana aho isaky ny alina

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Hoe isika roa, hono,  mandihy bal

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Dia hitako ao mihintsy ny endrikao

Oaiao! Oaiao! oaiao!  Misangysangy milalao



Ref: Ianao ilay nisantatra

……………………..




Partager virjiny

Commenter virjiny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Red Metal

Suite