4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao jesosy - Ny Ako

Rehefa mijery ny zavatra misy

Aretin’ny tany anoloan’ ny maso

Toa tiako azo avokoa

Toa tsara , tao kanto manintona ery



Ny mampalahelo anefa dia misy

voafatotry ny fitadiavana ireny

Ka ampiasainy avokoa

Na halatra , lainga , vonoana aza moa



Rehefa mandinika lalina anefa

Dia hita f’ ireny tsy mitondra mankaiza

Fa izay maharitra mandrakizay dia Jesoa

Koa izany no anaovako faneva ny hira hoe



Tiako ianao Jesosy o !

Ny hanakalo anao sanatria

Zava- mandalo ho levona ve ?

Tsy azoko ampitahaina aminao

Fa tsy mba misy ananako

Sy mety mbola ho ahy

Azoko oharina Aminao

Fa fanamperana ianao Jesoa

Partager tiako ianao jesosy

Commenter tiako ianao jesosy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Ako

Suite