4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola fay - Lalie Andriamazava

Mbola tsy adino ihany ve

’Lay tantaranareo efa ela be

No misalasala ianao hilaza hoe

Tia ahy !



Fantaro anefa f’izaho

Efa vonona hatry ny ela hanaraka anao

Mandrakizay raha mbola azoko atao

Ho tia anao !



Fay, tena mbola fay ianao

Ka tsy sahy mirobodroboka !

Ny fonao anefa

EFa re midobodoboka

Ho ahy, ho ahy irery !



Talohako, hoy ianao

Nisy tantara anankiray izay

Toa mbola tsaroanao ihany indraindray manadala...

Partager mbola fay

Commenter mbola fay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalie Andriamazava