4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Lalie Andriamazava

Raha tsy eo akaiky ianao

Tsisy mety o

’Zaho miandry lava izao

’Lay hafanana avy aminao

Mandritry ny andro aho miandry anao

Ny alina manonofy anao

Tsy haiko intsony izay atao

Hilazako fa



Tiako, tiako, tiako, tiako ianao



Ianao no tiako hanome,

Fitia, fitiavana be dia be

Ianao irery no mahay

Mampihirahira ny fanahy

Mandritry ny andro aho mitady anao

Ny alina…

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalie Andriamazava