4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Petites annonces - Lalie Andriamazava

PETITES ANNONCES

(FILAZANA AN-GAZETY)

Filazana an-gazety

No nandramany raha mety

Hampiverina ilay malalany

Ffa tsy fantany izay lalany

Tapa-bolana eo ho eo

No nandaozany ny trano

Tsy hainy akory izay niseho

F’izao izy idiran’angano

Asa lahy izay ho vokany

F’ity no hany lokalokany

Hampiverina ilay malalany,

Hampitodi-doha indray ny lalany

Tan-gazety tao daholo

Ny ao  am-pony manontolo

Tsy henatra, tsy nananan-kambo,

Ny fiainany aza loza sy antambo

Tsy hita moa fa rehefa voa

Mipenipenina etsy sy eroa

Fadiranovana tokoa

Partager petites annonces

Commenter petites annonces

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lalie Andriamazava