4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fahatsiarovana - Mage 4

FAHATSIAROVANA



Izay rehetra atao

Amin’iny lalana iny

Manpatsihay anao

Ry namako iny

Teo isika roa niaraka

Nalaina nisaraka

Na ny andro hariva

Masoandro iva



F’izany rehetra

Dia fahatsiarovana no sisa

Rotsaka ny tomany

Rehefa irery aho mitanisa



Ireo fotoana nahitako anao

Niova avokoa izao tontolo izao

Na rivo-mifofo

Na ora-mitrao

Mbola teo ihany izaho sy ianao



F’izany rehetra izany…



Mage 4

Partager fahatsiarovana

Commenter fahatsiarovana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Mage 4

Suite