4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo ô henoy! - Ny Mpitory

Tompo ô henoy izany fitarainako
Fa mitady Anao maniry Anao ho eo anilanao
Ny akaikinao ry Tompo no mba mamiko
Lavi-pahoriana feno fiadananana

Fa izao tontolo izao
Miovaova hatrany hatrany
Maro koa ny fahavalo
Mety hamono ny fanahy
Raha eo Ianao
Tsy mba misy ahiana
Tompo malala ô! hum!hum!hum!hum!
Tompo malala ô!
Meteza Ianao.

Partager tompo ô henoy!

Commenter tompo ô henoy!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Mpitory