4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Faneva faha 15 taona - Ny Mpitory

Inona inona no havaliko an’i Jehovah

Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko

Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko

Inona no havaliko, havaliko an’iJehovah



Handray ny kapoaky ny famonjena aho

Ka hiantso ka hiantso ny Anaran’iJehovah

Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho

Eny eo anatrehan’ny olona rehetra



Inona...



Hitory koa ny fikasana rehetra

’Zay milaza ny fiainana ao amin’ny Kristy Jeso

Fiainana ho an’ny olona rehetra

Fahasoavan-dehibe zay tsy mba manam-petra

Partager faneva faha 15 taona

Commenter faneva faha 15 taona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny Mpitory