4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hifandao - Dô Rajhonson

Bodo:



Tsy azo odina tsy hita

Izay hanjo antsika

Raha hifandao

Raha hisaraka eo tokoa

Izaho sy Ianao

Inona moa no mba amiko

Ianao no hany mba hianteherako



Dô:



Ireo sarin'ady toa maneho sahady

Ny ao am-poho

Fa mifankatia tokoa isika roa

Havadika ireny aha soa

Ianao no mamiko

Matoa aho sarompo



Tsy hiherika intsony

Ireo lasa nakarary fo

F' ianao no hany antenaiko

Ampihiratra indray ilay maraina



Tsy aneho iany ko

Izay mety hanimba antsika roa

F'ianao no efa ao am-poko

Ho arovako mba tsy ho voa

Partager tsy hifandao

Commenter tsy hifandao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson