4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fotoana fohy - Dô Rajhonson

Fotoana fohy lasa izay no niarahantsika

Lay fitiavanao sy ilay fitiavako

Nandringa vao niandoha

Tsy maha fondro, tsy mahatsiny

Hivavaka aho ho anao

Hahita izay ho anjara tendrinao.



    Malahelo dia nivetso aho

    ianao no tsaroana

    nitoetra irery manirery

    zatra namana.

    Aiza irony lasa taloha

    Tantara sisa ireny

    Lalan-kafa indray izao ny fiainanao.



Nitanisa ireo fanao irony lasantsika

Reo sangisangy tena izy

Nahatratrarana ahy

Teo ianao tsy nahafoy

Nilatsa-bava hoe

Mbola hafa ilay voaloham-pitiavana.

Partager fotoana fohy

Commenter fotoana fohy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson