4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia ho anao - Dô Rajhonson

FITIA HO ANAO



Inty anie aho hanome fitia ho anao

N’inona hanjo dia izay aloha no efa ao am-po

Na ho orambaratra hitraho

Na alahelo anatiko ao

Izay aloha no atrehantsika roa



Na maro aza ireo nanakantsakana

Ny antsika roa, ilay fitia no abahana ato am-po

Hanaratsiana antsika izy ireny

Fitiavantsika anie tsy ho leo

F’izay tonga eo hatrehantsika roa



Ref: Fa tia tsy afaka intsony

        Haratra ny fo raha hisara-droa

        Tsy hifandao tsy ho kilalao

         Maika ny ho eo anilanao

         Ny tiako ho tsapanao mitoetra

         Am-poko ao,  ’lay Fitia efa ho anao





                             Do Rajohnson

Partager fitia ho anao

Commenter fitia ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson