4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Satriko foana - Dô Rajhonson

Satriko foana ho anilanao, hitoetra eo foana tsy hifandao,

Nefa injao midona am-poko ao,

’Lay fitiavako natao ankilabao,



Satriko foana ho anilanao, hitoetra eo foana tsy hifandao,

Nefa injao midona am-poko ao

’Lay fitiavako nataonao kilalao.



Ref

Tianao anie aho nefa tsy mba nosaininao,

Nandringa ilay fitia, toa ninia sy fongana tery.(x2)

Partager satriko foana

Commenter satriko foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson