4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako - Dô Rajhonson

naha dia namirifiry

tia anie aho dia nikiry

ireo toko hoe tiana niarahana natao

dia mbola hiainako atramin’izao

ka tsy hino aho hoe

tsy hino aho raha hifandao

toa izay rehetra nafohiko ho anao

dia namoronako feo ka hijao

ka tsy hino ianao

tsy hino hoe isika hifandao

tsy misy fotoana

tsy anembonako anao

marary ny fo ra hilaozanao tokoa

ka aza avela irery aho

tena tia anao




Partager tiako

Commenter tiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson