4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iza ? aiza ? - Dô Rajhonson

Na lavitra ahy aza ianao

Tsy hiova fa miandry anao

Na inona na inona hanjo,

Ianao , ianao no ao an-doha,

Aza miandry ela,

Avia mba tsidiho.

Toa satriko aza,

Ny anio dia anio. (*2)



Ref:

Aiza ? No ahitako toa anao intsony!

Ka f’aingana ! fa izao tsy intsony,

Raha tsy eo ianao.

Iza ? No hasoloko anao indray ,

Ny fo efa mitambatra iray,

Mahamay.



Na lavitra ahy aza ianao

Tsy hiova fa miandry anao

Na inona na inona hanjo,

Ianao, ianao no ao an-doha,



Ref…..



Aza miandry ela,

Avia mba tsidiho.

Toa satriko aza,

Ny anio dia anio.



Ref…..



Na lavitra ahy aza ianao

Tsy hiova fa miandry anao

Na inona na inona hanjo,

Ianao, ianao no ao an-doha.



Do Rajhonson-

Partager iza ? aiza ?

Commenter iza ? aiza ?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson