4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry avo indrindra - Dô Rajhonson

Ry Avo Indrindra



Ry Avo Indrindra, tolory hazavana,

Hanangonako hery indray mba hampiray!

Hanorenako fitia, mba tsy ho fay,

Ho foana ireo ahiahy!



Ry Avo Indrindra, aza avela hankahala,

Reo minia hanimba sy hanenjika.

Toa tsy tiako ny hevitra hamingana.

Ry Avo Indrindra.



Ref:

Aza avelanao hiady irery aho!

Fa tolory  hery, tsy ho kivy fa ho sahy.

Dia Ianao, Ianao hiaro ahy,

Mba arovy amin’ireo fakam-panahy.

Ka tsy ho kivy fa hahay hiatrika.

Ireo olana mandalo.



(X 2)



Do Rajhonson

Partager ry avo indrindra

Commenter ry avo indrindra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dô Rajhonson