4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rano - Amboaram-peo ny fahazavana

Misy ny rano mahalasa vinany

Misy ny rano mody mampitomany

Sady amin’izay toa mampihivingivin-doha

Sotroina ihany na dia tsy mahasoa



Rano tsy mahasalama

Rano mahatonga vavana

Rano izay mampirehareha

Ka mampiova fandeha



Misy ny rano tena sarotra atelina

Misy ny rano tena mahadomelina

Izay mampatory mampandry an-tatatra foana

Ka dia any an-kady mifanao fotoana



Rano manimba tempoly

Rano mahatonga devoly

Rano mampanjary sahisahy

Ka be ny fakam-panahy



Fa inona anefa izany rano izany e?

Ny TOAKA e!

Inona a ?!?

Ny TOAKA hoy aho fa ianao koa ouh!

Tena taraiky be aho izany



JESOA ihany no hamoaka

Hanafaka anao amin’ny toaka

Partager rano

Commenter rano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana