4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitsapana - Amboaram-peo ny fahazavana

Ampio aho ry Jesoa

Mavesatra ny entako

Omeo tanjaka aho

Mila tsy hahazaka ireo fitsapana



Fa ny vady mamo lava maditra

Tsy mivavaka, masiaka

Ireo zanakay nangalatra

Fa nigadra any am-ponja



Fa ny vola hofa-trano tsy voaloha

Ny aretina eo ihany koa

Ny sakafony ano mangatsiaka

Kely ananako aza efa ritra



Ampio aho ry Jesoa

Mavesatra ny entako

Omeo tanjaka aho

Mila tsy hahazaka ireo fitsapana



Fa ny havana amin’izay mandatsa

Ka manararaotra mifosa

Ny ray aman-dreny nodimandry

Dia kamboty aho tsy satry



Te hivavaka ho kanefa indrisy

Na dia rakitra aza tsy miy

Ny akanjo indraymahamenatra

Fa maloto sady rovitra



Ampio aho ry Jesoa

Mavesatra ny entako

Omeo tanjaka aho

Mila tsy hahazaka ireo fitsapana

Partager fitsapana

Commenter fitsapana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana