4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tanora fanantenana - Amboaram-peo ny fahazavana

Ry tanora mitsangana

Misy feo miantso anao

Reo vesaram-pahotana

Mila vonjy avy Aminao



Mila Anao mba hanambara

Sy hitondra famonjena

Hitory filaantsara

Ho henoin’ny firenena



Koa mliraisa hina ary

Mitafy finoana velona

Fa ao ny Tompo Ilay Nahary

Mbola miahy sy mamelona



Ny Fiangonana miandry

Manantena Anao izao

Ry tanora tna andry

O! Tafio ny herinao



Ny nofonao ampandefero

Tsy ho voasakan-tsitrapo

Ka ny adidinao heveo

Fa zava-tsarotra tokoa

Partager tanora fanantenana

Commenter tanora fanantenana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana