4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ry mponina eran-tany - Amboaram-peo ny fahazavana

Ry mponina eran-tany derao ny Tomponao

Nanetry tena mba ho an’izaotontolo izao

Tonga mba hamonjy hanavotra aina koa

Antsika izay milonjy fahoriana ao am-po



Ry olombelona o! Ahoana ny hevitrao

Hiova ve ianao sa hanota lava izao

Ireo fombafomba ratsy ialao ka ivilio

Ny Tompo no mamatsy ny fanahinao anio



Nanetry tena Ianao nisolo voina anay

Hitondra aina vao ho hery mampiray

Ety ny fiainanay dia feno haratsiana

Ianao no aronay ka tsy hisy hakiviana

Partager ry mponina eran-tany

Commenter ry mponina eran-tany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana