4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nisolo voina - Amboaram-peo ny fahazavana

Nisolo voina anay, Ianao Jesoa

Nanavotra anay, Ianao Jesoa

Niaritra ny mafy, ny fahoriana

Ny eso sy ny latsa koa



Ka dia nalatsakao, ny ranao soa

Kanefa Ianao tsy meloka

Ka dia natolotrao ny tenanao

Ho fanatitra an-tsitra-po



Nijaly Ianao, ry Jesoa ô!

Nivesatra tokoa ny otanay

Mba avelao anio ny helokay

Ny tsy fantatray

Izay ataonay

Partager nisolo voina

Commenter nisolo voina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana