4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Atolotro ho anao - Amboaram-peo ny fahazavana

Atolotro ho Anao

Ny foko ry Tompo

Vonona aho Jesoa

Ho tonga mpanompo



Na tsy mendrika aza

’Ty foko maloto

Sahy aho milaza Jesoa

Hijoro ho mpanompo



Manota aho

Tsy nanao

Izay sitrakao Jesoa

’Zay sitrakao tsy mba natao

Kanefa hoy Ianao

Jesoa

Anaka Atolory Ahy nyfonao

Partager atolotro ho anao

Commenter atolotro ho anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana