4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpanota aho - Amboaram-peo ny fahazavana

Be ny fahotana vitako

Ka tsy mendrika aho Tompo o!

Tsy nanao koa ny sitrakao

Noho ny fahotana izay natao



Mba tsinjovy ity zanakao

Fa te hihavana Aminao

Izany re no hetahetako

Ka arovy re ty zanakao



Olom-bery aho Tompo o!

Ka arovy amin’ny sandrinao

Tsy nahita ny fiadanam-po

Noho ny fahotana izay nanjo

Partager mpanota aho

Commenter mpanota aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana