4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamela ny heloko - Amboaram-peo ny fahazavana

Na dia maro aza ny otako

’Ty aho Raiko o!

Manantena famelana avy aminao

Ry ’lay Nahary ny tontolo

Zay niainako tety fahizay



Tompo Mpamonjy ny lalako

Toa tsy hisy fitsaharana

Reny hadisoako nandratra fo

Ray o! Mamela ny heloko  



Fantatrao hatrizay ary hitanao koa

Zay rehetra kasainay atao

Ny foko no atolotro ho Anao manontolo

Ray o! Mamela ny heloko



Tsy ho takatry ny saiko zay vitanao

Fitiavana avokoa saingy tsy haiko ny mitory

Ny hazavanao manontolo no mitsinjo

Diso aho nefa tsy mba foinao

Partager mamela ny heloko

Commenter mamela ny heloko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Amboaram-peo ny fahazavana