4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy manan-tsahala - Dadah

TSY MANAN-TSAHALA



Ianao ilay sy manan-tsahala,

Ilay nisafidy hizara ny diako;

Ianao ihany no mahalala,

Ireo ahiahy sy ireo faniriako;

   Ianao teo anilako hatrany,

   Nizara ny tsiky, namafa tomany;

   Ianao no nanampy, nampitraka,

   Nanampy ahy hibaby ny mafy tsy zaka...



Ianao ilay tsy manan-tsahala,

Ilay nisafidy hizary ny hoaviko,

Inao, ilay hany tokako, malala,

Ilay mandra-maty hany hotiaviko;

   Ianao teo anilako eo foana,

   Tsy fanontaniana, tsy nisy hoe nahoana;

   Ianao ilay tsy be fisehosehoana,

   Nefa tratr’antso rehefa antsoina...



Dadah

Partager tsy manan-tsahala

Commenter tsy manan-tsahala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Dadah