4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tanin'andro - Njila

Tanin'andro takariva ihany
Ny antsika roa androany
Kely sisa no hananana azy io
Araoraoty ihany sao tonga tampoka
Ny aizina
Hanazavana fa handao antsika anie io
                         'Lay angolangolam-pitia fahizay
                         Ho velomintsika
                         Tsy ho sarotra foana intsony isika
                         Hiandrandra fifaliana
Lasa niridana tsy nety tana teo intsony
'Lay rivo-mahery sy ilay oram-baratra teto aminay
Nandimby ny toerany teo indray
'Lay kalokalonao fahiny
Namerimberina toa nampatsiahy
'Lay fitiavantsika vao nitsiry
'Zay nofinofy izany ankehitriny

                                                       NJILA

Partager tanin'andro

Commenter tanin'andro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite