4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Any an-kafa - Njila

Efa hitanao
Miharihary izao
Ny tsy mety ataonao
K'aza mamorona indray

Tsapako eto fa
Ny toky izay natao
Tsisy lainga taminao
Vazivazy ka natao

Koa ndeha ianao
Zory ny dia
Izaho tsy hoe
Hifikitra aminao
Avelao aho ho eo
Rehefa tsy tianao
Tsy ho lany andro eto aminao

Ambarao raha toa
Tsy tia intsony ianao
Hanamboarako ity fo
Mba tsy halahelo anao

Any an-kafa indray
Mandeha manitsaka
F'efa reraka aho izao
Noho ny hitsakitsakao

Tsofin-drano ianao
Hanao izay tianao
Mahazò izay hirianao
La,la,la
Mahazò izay hiriana

                                                  

Partager any an-kafa

Commenter any an-kafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite