4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Flavoquine - Njila

Raha mbola velona aho dia
Hipetraka eo akaikinao
Fa rehefa maty aho dia
Tsy ho hitanao intsony

Rafahasambarana mantsy
Tsy mijanona eto an-tany
Fa mandalondalo fotsiny izy
Indray miserana ihany

Fa raha ny indray mitsiky monja
Dia efa mampiova zavatra maro

Raha manavy be aho dia
Hitondray flavoquine a !
Fa rehefa maty aho dia
Tsy mila n'inon'inona

Rafahafatesana mantsy
Tora-bato avy an-danitra
Indray milatsaka fotsiny izy
K'aza mba voany ihany

Fa raha ny indray mikimpy monja
Dia efa mampiova zavatra maro

Partager flavoquine

Commenter flavoquine

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite