4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Olona iray - Njila

Tsy misy olon'iray mety mba hiantra ahy
Izay aleha rehetra mianjonanjona avokoa
Hiazakazaka hamonjy an'iza aho?
Hivezivezy mba ho aiza moa?

Andriamanitra o! ankiniko Aminao ny fiainako
Andriamanitra o! mivavaka Aminao aho

Mbola ho avy ihany angamba ilay olona hantenaiko
Amin'izay andro izay aho dia ho miramirana
Tsy hitomany intsony aho
Fa efa eo anatrehanao

Raiso re ity foko kely mitaraina
Omeko anao ny fiainako

                                                            NJILA

Partager olona iray

Commenter olona iray

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite