4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ndeha ho any - Njila

Raha vao nahita anao aho,

dia fihomehezana toa maneso

no nasetrinao ahy

ka vahobahotra aho;

Fa singatsingan’embona

no nentiko nametsovetso fanahy,

sy hitoetra anatiny

angamba ny faniriany.



Fa nieritreritra ny tsy handalo intsony aho

Nataonao vazivazy ireo teny mba natao

Fa nieritreritra ny tsy handalo intsony aho,

Nefa raha fantatrao fa misy tsirim-pitiavana

Atolotro anao.



Fa be ireo teniteny mandeha

zay nampanalasala anao,

Raha sitrakao odio tsy re

ka ny fonao no ilazao,

Fa te-hitoetra anatiny

’lay foko sanganehana

Menamenatra tsy fidiny

fa nihomehezanao.



Tsy anjarako angamba ny hanery anao,

Apetraho mba ha

Partager ndeha ho any

Commenter ndeha ho any

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite