4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ela - Njila

Tsy tantiko ny hamela anao ho irery
Tsy tiako anefa dia voatery aho
Tsy maintsy miatrika ny ho aviko aho
Koa ndeha zory ny dianao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho
Mbola hiverina aho
Tsy ho ela

Tohizo hatrany ny hiranao
Hakaro hatrany ny feonao
Hiverina hitondra ainga vaovao
Hanamafy indray 'lay hirahira fahizay
'Zay kalokalontsika iray
Tsy hijanona ela any aho f'aza manahy

Hatramin'izay dia niaraka niafy
Mikaroka sy miezaka hatrany
Toy ny tsy hisaraka intsony
Raha ankehitriny aho handeha
K'aza miahotra
Hoe tsy ho eo intsony aho
Nefa aza manahy
Tsy ho ela

                                                     

Partager tsy ho ela

Commenter tsy ho ela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite