4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ndeha hilalao - Njila

Malakilakia ihany ianao
Faingana fa ndeha hilalao
Lavitra ny lalana
Dezaka ny andehanana

Mandehana taxi raha toa
Ka taratara any ianao
Raha sanatria tsy misy vola
Dia ampiasao koa ny tongotrao
Faingana ianao hilalao

Aza mba miandry ela be
Fa sao taraiky eo ianao
Tsy an-kiandry ny lanonana
Aleo izay tara hitonatonana

Avelao hifanjevo
Reo zava-manahirana
Adaboy any koa
Izay mety hanakantsakana

                                                   NJILA

Partager ndeha hilalao

Commenter ndeha hilalao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Njila

Suite